Pedro Castillo
| Pedro Castillo | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Pedro Castillo | ||
| Teraka | 19 Oktobra 1969 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
José Pedro Castillo Terrones (teraka ny 19 Oktobra 1969, tao Puña, Distrikan'i Tacabamba, Faritra Cajamarca) dia mpanao politika sy mpampianatra
Peroviana.
Nanomboka ny Jolay 2021 ka hatramin'ny Desambra 2022, dia niasa ho Filoha faha-64 tao
Però izy.
Talohan'izay, niasa ho mpampianatra sy mpitarika ny mpiasa izy. Hatramin'ny faran'ny Jona 2022, dia mpikambana tao amin'ny antoko elatra havia Perú Libre izy. Nanomboka ny Desambra 2022, dia nogadraina izy ary voampanga tamin'ny Janoary 2024 ho nanandrana hanongam-panjakana. Tamin'ny Novambra 2025, dia voasazy higadra iraika ambin'ny folo taona sy tapany izy.
Filohan'i Pero
| nodimbiasany | mpandimby | ||
|---|---|---|---|
| ?? | Pedro Castillo 2021-2022 | Dina Boluarte 2022-2025 |
Jereo koa
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Pedro Castillo |
Content Disclaimer
Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.
- The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
- There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
- It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
- Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
- Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.