Yahoo!

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka aterineto ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Yahoo! Inc (NASDAQ YHOO) dia fikambanana amerikanina manao servisy eo amin'ny internet, Mitantana vavahady web. Tamin'ny voalohany, annuaire web fotsiny ny Yahoo. Fa ankehitriny, manome servisy andoavana sy tsy andoavam-bola ankehitriny ny Yahoo!, manana mpikaroka tranon-kala imailaka sy hebergement web sy vavahady afa ( gazety ohatra ) izy ankehitriny.

I David Filo sy Jerry Yang no namorona ny Yahoo tamin'ny Janoary 1994, ary nitsangana tamin'ny 1995 ilay fikambanany. Any Sunnyvale (Kalifornia)izao ny birao any.

Content Disclaimer

Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.

  1. The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
  2. There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
  3. It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
  4. Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
  5. Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.