Wi-Fi

Ny Wi-Fi dia fitambaran'ny protokola izay mifandray tsy misy fehy na "file", izany hoe afaka mampifandray ireo ondy radiô sy ireo informatika : ny solosaina,finday ary ny fitaovana hafa ka tsy mila fampiasana fehy izy io. Misy sata mifehy azy ny wi-fi ka navondrona ao amin'ity IEEE 802.11 (ISO/CEI 8802-11) izany. Nohon'ny tombontsoa azo avy amin'io fitaovana io ny tsirairay dia afaka manorina ny rezô antranony ary azo ampifandraisana amin'ny solosaina maro na vata hafa izany. Ny tekinôlôjia ankehitriny koa dia tena mifantoka amin'ny fampiasana io fitaovana io.
Ny tantarany
Ny Wi-Fi dia rezô aterineto tsy misy fehy ary azo ampiasain'olona rehetra.
Ny teny hoe wi-fi
Avy amin'ny teny hoe (Wireless Fidelity) ny hoe wi-fi, izay nodinihina avy amin'ny hoe Hi-Fi (High Fidelity) efa nisy nampiasa io teny io tany amin'ny taona 1932, tamin'ny sehatra zava-maneno.
Nampiasaina tamin'ny sehatra ara-barotra ihany koa ny teny hoe wi-fi, nanomboka ny taona 1999.
Ny toetoetrany sy ny karazany
Ny fivoarana sy ny fomba fampiasana
Voka-dratsy entiny
Jereo koa
- ((fr))IEEE 802.11
- ((fr))Antenne 2.5 amateur - Antenina amin'i rezô Wi-Fi
- Aterineto
- ((fr))Gain d'antenne
- ((fr))Réseaux sans fil communautaires
- informatika
- ((fr))WiMAX
- ((fr))Wireless Distribution System (WDS)
Rohy ivelany
- ((fr))sokajy Wi-Fi ao amin'ny dmoz
- ((fr))Listes de FAIs associatifs, dont FAIs sans-fil
Content Disclaimer
Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.
- The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
- There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
- It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
- Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
- Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.
