Pascal Lissouba
I Pascal Lissouba dia mpitondra fanjakana kôngôley (Repoblikan' i Kôngô). Teraka tamin' ny 15 Novambra 1931 tao Tsinguidi ao amin' ny departemantan' i Niari (Afrika Ekoatôrialy frantsay) ary maty tamin' ny 24 Aogositra 2020 tao Perpignan (Frantsa) izy. Manam-pahaizana momba ny fambolena (agrônôma) izy, piraiminisitra tamin' ny taona 1963 hatramin' ny 1966. Voafidy ho filoham-pirenena tamin' ny fomba araka ny demôkrasia izy tamin' ny volana Aogositra 1992, nipoaka ny ady an-trano izay nampifanohitra azy amin' i Denis Sassou-Nguesso nandritra ireo volana vitsy farany nitondrany ny firenena. Resin' ny mpifanandeina aminy izy taorian' ny fidiran' ny tafika kôngôley an-tsehatra tamin' izany ady an-trano izany, nandao ny fitondrana izy tamin' ny 15 Oktobra 1997 ka nisesy tany any Paris tamin' ny taona 2004, alohan' ny hahafaty azy tany Perpignan.
Jereo koa
Content Disclaimer
Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.
- The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
- There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
- It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
- Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
- Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.