Search Results: Onilahy
Sorry, the article you're looking for isn't specifically available. Here are related topics:
Onilahy (ony)
Selasa, 2026-04-28 07:46:05I Onilahy na Oñelahy na Oñilahy dia renirano any amin' ny faritra atsimo-andrefan' i Madagasikara, ao amin' ny faritanin' i Toliara. Mahatratra 31 600...
Click to read more »Onilahy (teny mitovy fanoratra)
Jumat, 2025-08-22 15:07:52Ny anarana hoe Onilahy dia mety manondro: an'i Onilahy, renirano any amin'ny morontsirana atsimo andrefan'i Madagasikara, an'i Onilahy, tanàna sy kaominina...
Click to read more »Onilahy (kaominina)
Selasa, 2023-12-05 18:18:06Onilahy dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Manakara, Faritanin'i Fianarantsoa. Ny isam-poniny dia 4700 araka ny faminavinana natao tamin'ny...
Click to read more »Fanjakan' i Onilahy
Jumat, 2025-08-22 20:38:36Ny Fanjakan' i Onilahy dia fanjakana tao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara, indrindra ny manodidina ny ony Onilahy. Foibem-pahefana lehibe...
Click to read more »Imaloto
Rabu, 2023-10-25 17:51:49Imaloto dia renirano eto Madagasikara izay manompo ny ony Onilahy izay ivarinany ao atsinanan' i Benenitra. Lisitry ny renirano eto Madagasikara...
Click to read more »Taheza (renirano)
Rabu, 2023-10-25 17:42:56Madagasikara, sakelidrano avy amin' ny ilany ankavanana, mivarina any amin' i Onilahy ao amin' ny faritra Atsimo-Andrefana, ivarinan' ny renirano roa hafa, dia...
Click to read more »Ionaivo
Jumat, 2026-05-08 10:58:32izy eo anelanelan' i Kalambatritra (manasaraka ny lohasahany sy ny an' i Onilahy) sy Angolohoma (manasaraka ny lohasahany amin' ny an' Itomampy, izay renirano...
Click to read more »Lisitry ny korian-drano eto Madagasikara
Selasa, 2026-06-02 19:53:57Matsiatra, Menarahaka, Menarandra, Morondava, Namorona, Nosivolo, Onibe, Onilahy, Onive, - Onive (Sava) Pangalana (lakandrano) Ramena, Rantabe, Rianila...
Click to read more »Fanjakana mahafaly
Kamis, 2025-02-13 08:08:11fanjakana dimy ny tanin’ ny Mahafaly, ka ireto avy izany: ny Fanjakan' i Onilahy; ny Fanjakan' i Linta; ny Fanjakan' i Sakatovo; ny Falonaombe; ny Fanjakan'...
Click to read more »Helodranon' i Saint-Augustin
Sabtu, 2025-08-02 14:46:19Môzambika. Ao no ahitana ilay nosy kely mirefy 24 ha antsoina hoe Nosy Ve. Onilahy Helodranon' Ambaro Helodranon' Ambodivahibe (Faritra Diana) Helodranon'...
Click to read more »Fiteny mahafaly
Rabu, 2026-03-04 00:38:01sy Ampanihy Andrefana), eo anelanelan' ny ony Menarandra ao atsimo sy Onilahy ao avaratra. Betsaka zavatra itoviana amin' ny fiteny antandroy ny fiteny...
Click to read more »Mahafaly
Kamis, 2026-06-04 14:42:24atsimo-andrefana amin' i Madagasikara. Eo anelanelan' ny ony Menarandra ao atsimo sy Onilahy ao avaratra no fonenany nentim-paharazana, eo amin' ny lembalemba be sokay...
Click to read more »Lisitry ny fanjakana teto Madagasikara
Senin, 2026-04-27 12:35:52Falonaombe, ny Fanjakan' i Linta, Fanjakan' i Menarandra, ny Fanjakan' i Onilahy, ny Fanjakan' i Sakatovo) Fanjakan' i Manandriana (anisan' ny fanjakana...
Click to read more »Fiteny bara (malagasy)
Minggu, 2023-03-19 17:54:40Zomandao any avaratra, ny faritra onenan' ny Tanala any atsinanana, ny ony Onilahy any atsimo andrefana, ary ny havoanan' Analavelona ao andrefana sy avaratra-andrefana...
Click to read more »Distrikan' i Manakara-Atsimo
Minggu, 2023-12-03 17:50:59Mangatsiotra, Marofarihy, Mavorano, Mitanty, Mizilo Gara, Nihaonana, Onilahy, Sahanambohitra, Saharefo, Sahasinaka, Sakoana, Sorombo, Tataho, Vatana...
Click to read more »Fanjakan' i Fiherenana
Senin, 2025-08-11 01:15:39Nanapaka ny fahefany tamin' ny faritra anelanelan' ny ony Mangoky sy Onilahy ny Andrevola. Nandroso Fanjakan' i Fiherenana noho ny varotra tamin' ny...
Click to read more »Dypsis onilahensis
Jumat, 2025-10-10 02:07:48Madagasikara izy io, ny anarany (onilahensis) dia manondro ny reniranon' i Onilahy ao atsimon' i Toliara. Atahorana ho lany tamingana noho ny fahaverezan'...
Click to read more »Menarandra
Kamis, 2025-12-11 19:19:22fahitana an'i Menarandra nefa matetika koa no misy rano mikoriana betsaka ihany ny ao ambanin'ny fasika. Onilahy Lisitry ny renirano eto Madagasikara...
Click to read more »Masikoro
Senin, 2026-04-27 06:40:02ary Tetembola. Tafapetraka ny Fanjakan' ny Andrevola teo anelanelan' i Onilahy sy i Mangoky tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-17 izay nantsoina hoe...
Click to read more »Adansonia rubrostipa
Kamis, 2026-02-26 22:35:20sy misy tsilo. Amin' ireto faritra arovana ireto no misy azy: Amoron' i Onilahy, Helodranon' i Baly, Menabe Antimena, Ala Mikea, Namoroka, Ranobe PK 32...
Click to read more »Lembalemba Mahafaly
Rabu, 2025-10-29 09:01:02ilany atsimo-andrefan' i Madagasikara, dia faritra maina eo anelanelan' i Onilahy sy i Menarandra, mirefy 45 000 km2 eo ho eo, dia faritra ahitana havoana...
Click to read more »Madagasikara
Senin, 2026-03-23 11:02:51Zomandao any avaratra, ny faritra onenan' ny Tanala any atsinanana, ny ony Onilahy any atsimo andrefana, ary ny tangoron-tendrombohitra Analavelona ao andrefana...
Click to read more »Bara
Rabu, 2024-12-04 00:23:06amin' ny Betsileo), ny faritra onenan' ny Tanala any atsinanana, ny ony Onilahy any atsimo-andrefana (mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy amin' ny Mahafaly)...
Click to read more »Lalam-pirenena faha-10
Minggu, 2025-08-17 02:12:41faha-7 (Toliara - Fianarantsoa - Antananarivo) Tameantsoa - miampita ny ony Onilahy Betioky - Tahirin-javaboary Beza Mahafaly 35 km avaratra-atsinanana Ambatry...
Click to read more »Fanjakan' i Linta
Jumat, 2025-08-22 19:14:10ny Fanjakan' i Sakatovo sy ny Fanjakan' i Menarandra ary ny Fanjakan' i Onilahy, izay samy nofehezin' ny andriana tao amin' ny tarana-mpanjaka Maroserana...
Click to read more »Sakalava
Minggu, 2026-04-26 21:58:50128 000 km2 ao anaty tandavan-tany amorontsiraka manomboka any amin' ny onin' i Onilahy any atsimo-andrefana ka hatrany Nosy Be any avaratra. Ireo mponina ireo...
Click to read more »Saint Augustin
Selasa, 2025-06-10 19:06:22taona 2000. Ny kaodin-kaominina dia 50124 ary ny kaodin-distrika dia 501. Onilahy Ny entana faharoa lafo vidy indrindra dia pois du cap. Ny zava-bolena lehibe...
Click to read more »Tanalana
Sabtu, 2026-05-30 16:04:34sy ny fanjonoana eny an-dranomasina na eny amin' ny renirano (toy an' i Onilahy) koa izy ireo mba hamenoana ny sakafony. Mamorona vondrona tsy azo sarahina...
Click to read more »Andriamanahaka
Senin, 2026-04-27 16:22:14ny Fanjakan' i Menarandra sy ny Fanjakan' i Sakatovo ary ny Fanjakan' i Onilahy), vokatry ny fiovana ara-pôlitika nanomboka tamin' ny faran' ny taonjato...
Click to read more »Fanjakan' i Sakatovo
Jumat, 2025-08-22 19:19:45nisy ny Mahafaly tamin' ny taonjato faha-18, niaraka amin' ny Fanjakan' i Onilahy sy ny Fanjakan' i Menarandra ary ny Fanjakan' i Linta, izy io. Manana tantara...
Click to read more »Fanjakan' i Menarandra
Jumat, 2025-08-22 19:07:37taonjato faha-18, niaraka tamin' ny Fanjakan' i Sakatovo sy ny Fanjakan' i Onilahy ary ny Fanjakan' i Linta, izy io. Nandroso ilay fanjakana noho ny varotra...
Click to read more »Foko eto Madagasikara
Kamis, 2026-03-05 21:33:21havoana marin-tampona midadasika, be sokay sy fasika, eo anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, any amin' ny faritra Atsimo-Andrefana. Ny tanàna lehibebe...
Click to read more »Kaominina eto Madagasikara
Jumat, 2026-01-16 17:58:56Fitovinany Manakara Atsimo Mahabako 493 Vatovavy Fitovinany Manakara Atsimo Onilahy 494 Vatovavy Fitovinany Manakara Atsimo Mahamaibe 495 Vatovavy Fitovinany...
Click to read more »Faritra arovana Tsinjoriake
Sabtu, 2026-05-30 19:20:00hatrany amin' ny tanàna amorontsiraka Saint-Augustin, akaikin' ny vavan' i Onilahy. Eo anelanelan' ny 5 500 ka hatramin' ny 5 900 hektara eo ho eo ny velarany...
Click to read more »Antanosy
Senin, 2026-03-16 01:26:18ampahan-tanin' ny Mahafaly sy ny an' ny Bara ny Antanosy, hatrany amin' ny ony Onilahy any atsimo-andrefana, noho ny fahaiza-manaony. Vokatry ny fahatongavan'...
Click to read more »Kolontsaina malagasy
Sabtu, 2026-05-16 15:08:36Zomandao any avaratra, ny faritra onenan' ny Tanala any atsinanana, ny ony Onilahy any atsimo andrefana, ary ny tangoron-tendrombohitra Analavelona ao andrefana...
Click to read more »Fanjakan' i Falonaombe
Senin, 2025-03-03 15:34:45hafa sy ny fahefana mpanjanaka. Mahafaly Fanjakan' i Linta Fanjakan' i Onilahy Fanjakan' i Menarandra Fanjakan' i Sakatovo Lotte Schomerus-Gernbock, "Les...
Click to read more »Faritra Fitovinany
Sabtu, 2025-12-27 09:18:58Manakara Mangatsiotra Marofarihy Mavorano Mitanty Mizilo Gara Nihaonana Onilahy Sahanambohitra Saharefo Sahasinaka Sakoana Sorombo Tataho Vatana Vinanitelo...
Click to read more »Jeôgrafian' i Madagasikara
Minggu, 2026-02-22 11:31:55Matitanana, Matsiatra, Menarandra., Morondava, Namorona, Nosivolo, Onibe, Onilahy, Onive, Rianila,Ramena, Saharenana, Sahatavy, Sakaleona, Sakanila, Sahamaitso...
Click to read more »Fiherenana
Rabu, 2023-10-25 18:10:21Io avaratr'i Onilahy io i Fiherenana....
Click to read more »Robert Drury
Sabtu, 2026-03-21 12:38:30ary nandeha nianavaratra namakivaky ny tanin' ny Bara dia nahita an' i Onilahy ary nanaraka izany hatrany amin' ny helodranon' i Saint-Augustin, izay...
Click to read more »