MySQL

Ny lôgô an'i MySQL

MySQL dia rafitra fitantanana banky angona. Arakaraka ny fampiasana azy, na manan-tompony na malalaka ny lisansiny. Izy dia anisan'ny rindrankajy fandrindrana banky angona be mpampiasa indrindra eto an-tany, sady ampiasain'ny daholobe (amin'ny fampiasana eo amin'ny Tranonkala indrindra indrindra) sady ampiasain'ny mpiasa. Ny MySQL dia mifaninana amin'i Oracle sy Microsoft SQL server.

Novidian'i Sun Microsystem iray miliara dollar ny MySQL AB tamin'ny 16 Janoary 2008. Tamin'ny 2009, azon'i Oracle Corporation i Sun Mircosystems tamin'ny 2009, eo ampelan-tanan'i Sun Microsystems ny rindrankajy Oracle sy MySQL. Nahazod-dalana tamin'ny Vondrona Eoropeanina io varotra io tamin'ny 21 Janoary 2010.

Hatry ny Mey 2009, ny mpamorona azy, i Michael Widenius, dia namorona an'i MariaDB.

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Content Disclaimer

Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.

  1. The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
  2. There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
  3. It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
  4. Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
  5. Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.