Milerisma

Ny milerisma ne hetsika milerita dia hetsika ara-pivavahana niainga avy amin’ ny hafatr’ i William Miller, izay nizara ampahibemaso voalohany ny finoany tamin' ny 1831 fa ny fiverenan’ i Kristy dia eo ho eo amin' ny taona 1843–1844. Tonga nandritra ny Fifohazam-panahy lehibe faharoa sy niely be ny fampianarany ary nitombo ny lazany, izay nitarika ny zava-nitranga antsoina hoe fahadisoam-panantenana lehibe. Taorian’ ny “fahadisoam-panantenana lehibe”, dia nitohy nanana ny lanjany ihany io hetsika io. Ny ankamaroan' ny Milerita dia lasa Advantista.
Nisy akony be teo amin’ ny Mpianatra ny Baiboly, izay lasa Vavolombelon’ i Jehovah tatỳ aoriana. I Charles Russell, ilay mpanorina ny Mpianatra ny Baiboly, dia nanana ny ankamaroan’ ny fampianarany tamin’ ny Advantista tsy miankina toa an-dry Jonas Wendell sy George Storrs, ary Nelson Barbour.
Jereo koa
Content Disclaimer
Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.
- The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
- There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
- It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
- Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
- Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.