Illinois

Saina ny Illinois
Saina ny Illinois

I Illinois dia fanjakana mizaka tena eo amin' ny faritra afovoan' i Etazonia, atao hoe Midwest. Ny renivohiny dia i Springfield. Io fanjakana mizaka tena amerikana io dia miz ara sisintany amin' i Michigan, i Wisconsin, i Missouri, i Kentucky ary i Indiana.

mari-piandrianana ny Illinois
mari-piandrianana ny Illinois

Demôgrafia

Araka ny Bureau du recensement an' i Etazonia, ny isan' ny mponina dia 12 419 293 eo amina velaran-tany 149 998 km² (83 mpo./km²). Ary araka ny fanakekezana ataon' io birao fanisana mponina io ihany, 12 763 371 ny isan' ny mponina tamin' ny taona 2005 ; izany dia midika fa mitombo 2,5 % ny isan' ny mponina isaky ny dimy taona.

Tamin' ny taona 2000; 23,3 % ny olona mipetraka any Illinois no mipetraka ao amin' ny tanànan' i Chicago; misy 43,3 % no mipetraka ao amin' ny faritan'i Cook ; ary 65,6 % ny olona mipetraka ao amin' ny tanàna lehiben' i Chicago.

Avy amin' ny Wisconsin Glaciation ny jeôlôjian' i Illinois; nikasika an' i Amerika Avaratra io zavatra io efa nisy 87 000 taona lasa izay; dia nijanona efa nisy 9 000 taona izay.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy


Content Disclaimer

Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.

  1. The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
  2. There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
  3. It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
  4. Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
  5. Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.