Commodus
| Commodus | ||
| Ankapobeny | ||
| Anarana | Commodus | |
| Teraka | 31 Aogositra 161 | |
| Toerana | - | |
| Maty | 31 desambra 192 | |
| Fiaviana sy ny andraikitra | ||
| Firenena | Empira Romana | |
| Asa : | Tsy fantatra | |
| Fiainana manokana | ||
I Commodus (teraka ny 31 Aogositra 161, tao Lanuvium tamin'ny anarana hoe Lucius Aurelius Commodus; maty ny 31 Desambra 192, tao Roma) no emperora Romana nanomboka tamin'ny 180 ka hatramin'ny 192.
Efa emperora (Augustus) niaraka tamin'ny rainy Marko Aorelio hatramin'ny fahavaratry ny taona 177, tamin'ny faha-dimy ambin'ny folo taonany, i Commodus no lasa mpitondra tokana, Princeps, rehefa maty i Marko Aorelio tamin'ny 17 Martsa 180. Nanohy ny politikan-drainy i Commodus tamin'ny voalohany ary namarana ny Ady Marcomannic Faharoa, natombok'i Marcus Aurelius, talohan'ny niverenany tany Roma tamin'ny Oktobra tamin'io taona io.
Emperora romanina
| nodimbiasany | mpandimby | ||
|---|---|---|---|
| Marko Aorelio 161–180 sy Lucius Verus 161–169 |
Commodus 180-192 |
Pertinax (emperora) 193 |
Jereo koa
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Commodus |
Content Disclaimer
Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.
- The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
- There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
- It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
- Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
- Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.