29 Febroary

Ny 29 Febroary no andro faha-60 — antsoina hoe andro “sosoka” — amin'ny taona mitsambikina andro iray amin'ny tetiandro gregoriana — 306 sisa ny isan'ny andro amin'io taona io —; sy amin'ny tetiandro joliana, izay tsy isian'io andro amin'ny taona (quantième) io ao anatin'ny volana febroary, afa-tsy isaky ny efa-taona ihany.[1]

Ao amin'ny kalandrie gregoriana anefa, na dia mijoro aza ny fotokevitry ny figadonan'ny taona mitsambikina isaky ny efa-taona, dia nesorina tsy ho ao anatin'ny taona mitsambikina ireo taona azo zaraina 100 nefa tsy voazara 400. Tsy tafiditra ao anatin'ny taona mitsambikina noho izany, ohatra ny taona 1700, 1800 ary ny taona 1900; Noho izany, tafiditra ho taona mitsambikina ny taona 2000 sy 2400 satria voazara 400 tsy ilaina faingo aotra aotra (a,00).[2]

Ireo zavatra nitranga tamin'ny andron'ny 29 Febroary.

Teraka

Maty

  1. Le 29 février est le 60e jour — dit « intercalaire » — d'une année bissextile du calendrier grégorien — il en reste ensuite 306 — ; et du calendrier julien, dans lequel ce quantième de février n'existe / n'existait que tous les quatre ans (au rythme desdites années bissextiles) de manière plus absolue. Wikipédia frantsay
  2. Dans le calendrier grégorien en revanche, malgré ce même rythme quadriennal de principe, on exclut de la bissextilité les millésimes divisibles par 100 mais non par 400, par exemple 1700, 1800, 1900 ; ainsi les années 2000 et 2400 dont ces nombres sont divisibles par 400... (Wikipedia teny frantsay)

Content Disclaimer

Informasi ini disarikan dari Wikipedia dan disajikan kembali untuk tujuan edukasi. Konten tersedia di bawah lisensi CC BY-SA 3.0. Kami tidak bertanggung jawab atas ketidakakuratan data yang bersumber dari kontribusi publik tersebut.

  1. The information displayed on this website is sourced in part or in whole from Wikipedia and has been adapted for the purpose of restating it. We strive to provide accurate and relevant information, however:
  2. There is no guarantee of absolute accuracy. Wikipedia is an open, collaborative project that can be edited by anyone, so information is subject to change.
  3. It is not intended to constitute professional advice. The content displayed is for informational and educational purposes only. For important decisions (e.g., medical, legal, or financial), please consult a professional.
  4. Content copyright. Wikipedia is licensed under the Creative Commons Attribution-ShareAlike License (CC BY-SA). This means that content may be reused with appropriate attribution and shared under a similar license.
  5. Responsible use. Any risk arising from the use of information from this website is entirely the responsibility of the user.